Fizahan-teny

Ohabolana : savihina

Ohabolana Malaza ho katsaka ka savihin' ny tsaramaso. [Rajemisa 1985]
Fanazavana malagasy Miseho ho matanjaka na ambony, nefa resin' ny osa na kely noho izy. [Rajemisa 1985]

Ohabolana Tondroko iray no maharary, ka ny tenako be no savihiny. [Rinara 1974 #4180]
Tondroko iray no marary, ka ny tenako be no savihiny. [Cousins 1871 #3126, Veyrières 1913]
Dikanteny frantsay Un seul de mes doigts est malade et tout mon corps en est saisi. [Veyrières 1913 #2826]
Fanazavana frantsay Se disait de la solidarité. [Veyrières 1913 #2826]

Fizahan-teny