Fizahan-teny

Ohabolana : savony

Ohabolana Aza atao fitia savony : tiana ihany fa navalana rano. [Rinara 1974 #390]
Aza atao fitia savony : tiana ihany ka avalan-drano. [Veyrières 1913 #5326]
Aza atao fitia savony: tiana ihany, ka avalan-drano; fa ataovy fitia foza kely, ka lany mbamy ny tongony. [Cousins 1871]
Dikanteny frantsay Ne faites pas de l'amitié ainsi qu' on fait du savon, qu' on aime, mais qu' on laisse partir au courant de l' eau ; faites de l' amitié ce qu'on fait pour les jeunes crabes, dont on mange jusqu' aux pattes. [Veyrières 1913 #5326]
Fanazavana frantsay Soyez constant dans vos affections et prouvez-le. [Veyrières 1913 #5326]

Ohabolana Harena avalan-drano sahala amin' ny vola amidy savony. [Rinara 1974 #1278]
Harena mivalan-drano, tahaka ny vola amidy savony. [Cousins 1871 #1035, Nicol 1935 #246]
Harena mivalan-drano, tahaky ny vola amidy savony. [Veyrières 1913 #2364]
Dikanteny frantsay Argent jeté à l' eau, c' est comme l' argent qui sert à acheter le savon. [Veyrières 1913 #2364]
Richesse jetée à l’eau, comme l’argent donné pour acheter du savon. [Nicol 1935 #246]

Ohabolana Mahadio ny sasany, ka mandevon-tena toa ny savony. [Houlder 1895]
Dikanteny frantsay S' user à nettoyer les autres, comme le savon. [Houlder 1895]

Ohabolana Miala aina hanadio ny sasany tahaka ny savony. [Rinara 1974 #2241]

Fizahan-teny