Fizahan-teny

Ohabolana : sikidindrano

Ohabolana Adin-tsikidindrano ka misaraka tsy misy maratra. [Veyrières 1913 #3366, Abinal 1888]
Sikidindrano mifampitolona, ka misaraka tsy misy maratra. [Rinara 1974 #3881]
Sikidindrano mitolona: misaraka tsy misy maratra. [Veyrières 1913 #3366, Cousins 1871 #2894]
Dikanteny frantsay Dans les combats des népides ou punaises d' eau, il n' y a pas de blessé. [Veyrières 1913 #3366]
Fanazavana frantsay Procès sans résultat, dans lequel personne ne gagne ni ne perd. [Veyrières 1913 #3366]

Fizahan-teny