Fizahan-teny

Ohabolana : simbana

Ohabolana Tranon-takafra nidiram-borondolo, ka simban' ny olon-dratsy ny olon-tsy vanona. [Houlder 1895]
Tranon-takatra nidiram-borondolo, ka matin' ny olon-dratsy, ny olon-tsy vanona. [Veyrières 1913 #3073]
Tranon-takatra nidiram-borondolo, ka simban' ny olon-dratsy, ny olon-tsy vanona. [Veyrières 1913 #3073]
Tranon-takatra nidiram-borondolo : simban' ilay ratsy ny an' ilay tsy vanona. [Rinara 1974]
Tranon-takatra nidiram-borondolo : simban’ ny olon-dratsy ny olon-tsy vanona. [Cousins 1871 #3272]
Dikanteny frantsay Hibou qui s' est emparé d' un nid de takatra : c' est un bon à rien, victime d' un méchant. [Veyrières 1913 #3073]
Un nid de "takatra" , envahi par un hibou, c' est comme un homme de rien dérouté par un vaurien. [Houlder 1895]
Fanazavana frantsay Le takatra était censé porter malheur ; ce proverbe se disait des mauvais sujets victimes de leurs méfaits. [Veyrières 1913 #3073]

Fizahan-teny