Fizahan-teny

Ohabolana : singorana

Ohabolana Ny omby singorana amy ny tongony, ny olona singorana amy ny vavany. [Cousins 1871 #2379]
Ny omby singorana amin' ny tandrony, fa ny olona singorana amin' ny vavany. [Rinara 1974 #3196]
Ny omby singorana amin’ ny tongony, ny olona singorana amin' ny vavany. [Nicol 1935 #201]
Dikanteny frantsay Le bœuf se saisit (avec le nœud coulant) par les pattes (et les cornes), l’homme, par la bouche (les paroles). [Nicol 1935 #201]

Fizahan-teny