Fizahan-teny

Ohabolana : sisihana

Ohabolana Aza atao fitia miharo avona. [Veyrières 1913 #5070, Cousins 1871]
Aza atao fitia sisihana avona. [Rinara 1974 #391]
Aza manao fitia mifono avona. [Houlder 1895 #208]
Dikanteny frantsay N' ayez pas un amour mélangé d' orgueil. [Veyrières 1913 #5070]
Que votre amitié soit sans orgueil. [Houlder 1895]
Fanazavana frantsay Ne regardez pas de haut. [Veyrières 1913 #5070]

Fizahan-teny