Fizahan-teny

Ohabolana : soamalondona

Ohabolana Avoko no nasaina nohaniny ka soamalandona no nataony be am--bava. [Rinara 1974 #358]
Avoko no nasaina nohaniny ka soamalondona no nataony be am--bava. [Rajemisa 1985]
Avoko no nasaina nohaniny, ka soamalondona no nataony be am--bavany. [Houlder 1895]
Avoko no nasaina nohaniny, ka soihalondona no nataony be am--bava. [Cousins 1871 #329]
Fanazavana malagasy Enti-milaza ny olona izay tsy mitandrina amin' izay ataony. [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay On lui ordonne de manger de "l' avoko" et c' est de "soamalondona" qu' il se bourre. [Houlder 1895]
Fanazavana frantsay L' "avoko" est une petite légumineuse dont la racine est bonne à manger; le "soamalondona" lui ressemble, mais est vénéneux; on rappelle aussi "tangem-boalavo" - tanguin des rats - parce que ses tubercules sont employés à détruire ces animaux. [Houlder 1895]

Fizahan-teny