Fizahan-teny

Ohabolana : sodina

Ohabolana Sokina mitsoka sodina : ny mivoaka no be noho ny miditra. [Veyrières 1913 #6038]
Sokina nitsoka sodina, ka ny mivoaka no be noho ny miditra. [Rinara 1974 #3923]
Sokina nitsoka sodina : ny mivoaka no be noho ny miditra. [Cousins 1871 #2919]
Dikanteny frantsay Hérisson qui souffle dans une flûte : le souffle qui sort est plus abondant que celui qui entre. [Veyrières 1913 #6038]
Fanazavana frantsay Se disait des ignorants qui veulent faire ce qu'ils ne sauraient faire. [Veyrières 1913 #6038]

Ohabolana Vavany maro ohatra ny sodina. [Rinara 1974]
Vavany maro tahaka ny sodina. [Cousins 1871 #3644]
Vavany maro tahaky ny sodina. [Veyrières 1913 #5348]
Dikanteny frantsay Qui a plusieurs bouches comme la flûte. [Veyrières 1913 #5348]
Fanazavana frantsay Se dédire souvent ; ou bien : dire l'un et l' autre. [Veyrières 1913 #5348]

Fizahan-teny