Fizahan-teny

Ohabolana : soitrafo

Ohabolana 1Fisoitrafo nitonoan-kena : may loha tsy mba mihinana. [2.415 #4486, 2.653 #968]
Fisoitrafo nitonoan-kena : may loha tsy mba nihinana. [2.558 #78]
May loha tsy mba mihinana tahaka ny fisoitrafo. [1.1]
May tsy mba homana ohatra ny soitrafo. [1.1]
Fanazavana malagasyEnti-milaza ireo mpanao soa tsy mba heverin' ny olona akory. [1.1]
Enti-milaza ny olona maty misahirana mafy, nefa tsy mba mahita soa firy amin'izay isasarany. [1.1]
Dikanteny frantsayTisonnier en bois qui a servi de broche pour faire rôtir de la viande : il a la tête brûlée, et cependant il n' aura rien à manger. [2.415 #4486]
Fanazavana frantsaySe disait de ceux qui travaillent, sans profit pour eux-mêmes. [2.415 #4486]

Fizahan-teny