Fizahan-teny

Ohabolana : solonify

Ohabolana Ilay banga nanao solo-nify: afa-kenatra eo am-pihomehezana, fa latsa-dranomaso eo am--pihinanana. [Houlder 1895]
Dikanteny frantsay Celui qui s' est mis de fausses dents: quand il rit, il n' a plus honte, mais quand il s' agit de manger, il verse des larmes. [Houlder 1895]
Fanazavana frantsay Parce qu' alors elles tombent. [Houlder 1895]

Fizahan-teny