Fizahan-teny

Ohabolana : somisika

Ohabolana Kely tsaroan' ny aina ohatra ny voan' ny somisika. [Rinara 1974]

Ohabolana Mandrango-bato malama, ka ny hoho no somisika. [Nicol 1935 #487]
Dikanteny frantsay S’agripper à un rocher lisse et glissant, et s’écorcher ainsi les ongles. (S’obstiner en vain.). [Nicol 1935]

Fizahan-teny