Fizahan-teny

Ohabolana : somisika

Ohabolana 1Kely tsaroan' ny aina ohatra ny voan' ny somisika. [2.558]

Ohabolana 2Mandrango-bato malama, ka ny hoho no somisika. [2.974 #487]
Dikanteny frantsayS’agripper à un rocher lisse et glissant, et s’écorcher ainsi les ongles. (S’obstiner en vain.). [2.974]

Fizahan-teny