Fizahan-teny

Ohabolana : songomby

Ohabolana Ny songomby no manao hitsin-dalana,, ka ny tokandia no mamitravitra. [Cousins 1871 #2420, Rinara 1974]

Ohabolana Songomby mitsidika, ka tsy efan-kalady. [Rinara 1974 #3945, Cousins 1871 #2935]

Fizahan-teny