Fizahan-teny

Ohabolana : sosohana

Ohabolana 1Ketsa vary ny tonotono : izay mahalana sosohana. [1.147 #K15]

Ohabolana 2Ny teny toy ny ketsa : izay mahalana sosohana. [2.415 #4797, 2.653 #2496]
Ny teny toy ny ketsa ka izay mahalana sosohana. [2.165 #552, 2.558 #3288]
Dikanteny frantsayLes paroles sont comme les jeunes plants de riz, s' ils sont trop clairsemés on en plante d' autres entre eux. [2.165]
Les paroles sont comme les plants de riz : là où c' est trop clairsemé, on en repique. [2.415 #4797]

Ohabolana 3Voli-voanjon-dRakaretsaka : ny any ny tena tsy vita, ka ny an’ olona no karetsahina sosohana. [2.653 #3725]
Voly voanjon--dRakaretsaka : ny an' ny tena tsy vita, ka ny an' olona no ikaretsahana. [2.415 #3882]
Voly voanjon--dRakaretsaka: ny an' ny tena tsy vita, ka ny an' olona no karetsahina. [2.165]
Voly voanjon--dRakaretsaka : ny an' ny tena tsy vita, ka ny an' olona no karetsahina sosohana. [2.415 #3882]
Voli-voanjon-dRenikaretsaka : ny an' ny tena tsy vita, ka ny an' olona no karetsahana sosohana. [2.558]
Dikanteny frantsayRakaretsaka cultive des arachides : il ne travaille pas pour lui-même et il est diligent à travailler pour les autres. [2.415 #3882]
Rakaretsaka (l' empressée) plantant des arachides: les siennes ne sont pas plantées et elle s' empresse pour planter celle des autres. [2.165]
Fanazavana frantsaySe disait de ceux qui négligent leurs affaires pour s' occuper de celles des autres. [2.415 #3882]

Fizahan-teny