Fizahan-teny

Ohabolana : sosotra

Ohabolana Lasa tsy manao veloma naman' ny tezitra. [Rajemisa 1985]
Lasa tsy manao veloma naman' ny tezitra, tonga tsy mifampiarahaba naman' ny sosotra. [Rajemisa 1985]
Fanazavana malagasy Araka ny lalàn' ny fihavanana malagasy, ny fiarahabana sy ny fanaovambeloma dia tsy maintsy atao raha mbola tsy tapaka akory ny fihavanana. [Rajemisa 1985]

Fizahan-teny