Fizahan-teny

Ohabolana : tampeno

Ohabolana 1Raha mandrivotra avy andrefana ny andro, hoy ny adala: manjaira sonina, fa ho avy ny valala. Hoy kosa ny anganongano: tampeno ny vava, fa tonga ny aretina. [2.165]

Fizahan-teny