Fizahan-teny

Ohabolana : tandindomina

Ohabolana 1Tatamo endriky ny saha, hazo mamoa vola, mamoa voahangy, ka izay tandindominy dia manga, ary izay alokalofany dia maitso. [2.974 #353]
Dikanteny frantsayNénuphar parure de la plaine, arbre chargé d’argent et de perles : tout ce qu’il abrite est teinté de bleu, tout ce qu’il ombrage a des reflets verts. [2.974 #353]

Fizahan-teny