Fizahan-teny

Ohabolana : tangena

Ohabolana Ny tsobo tsy mahaleo ny tangena. [Rinara 1974 #3338]

Ohabolana Raha hianao no miteny : hetsika Andriananahary, fa raha olona kosa no miteny : tangena ambony varavarana. [Rinara 1974 #3570]
Raha hianao no miteny: Hetsika Andriananahary; fa raha olona: Tangena ambony varavarana. [Cousins 1871]
Raha ny tianao no hatao, hetsika Andriamanitra ; fa raha ho an' olona, tangena ambonin' ny varavarana. [Veyrières 1913 #856]
Raha ny tianao no hatao, hetsika Andriananahary; fa raha ho an' olona, tangena ambonin' ny varavarana. [Houlder 1895 #78]
Dikanteny frantsay Pour accomplir vos désirs Dieu se remue ; mais quand il s' agit d'un autre, le tanguin est au-dessus de la porte. [Veyrières 1913]
Pour accomplir votre désir à vous, vous pensez que Dieu se remuera; mais pour un autre, le tanguin (poison) est au-dessus de la porte. [Houlder 1895]

Fizahan-teny