Fizahan-teny

Ohabolana : tombom-barotra

Ohabolana 1Tombom-barotra hita: fo afaka. [2.165 #1196, 2.415 #4407, 2.558 #4172, 2.653 #3118]
Dikanteny frantsayGain commercial et profit qu' on aperçoit : cela satisfait le coeur. [2.415]
La satisfaction équivaut à un bénéfice. [2.165]

Ohabolana 2Tombom-barotry ny mpitrosa ny afa-baraka fa ny volan' olona tsy maintsy ho azo. [2.558 #4173]

Fizahan-teny