Fizahan-teny

Ohabolana : tondro molotra

Ohabolana 1Ebo miampy lainga : vao mihodina dia mahazo tondro-molotra (henatra). [2.558 #1019]

Ohabolana 2Ny kisoa manao tondro-molotra, ny amboalambo manao hatsi-maso. [2.558 #3051]

Ohabolana : tondro-molotra