Fizahan-teny

Ohabolana : tonga

Ohabolana 1"Raikitra terý izao!" hoy ilay voa bala tamin' ny feny, "fa afaka ho borozano aho raha tonga" . [2.165]
Raikitra tery izao hoy ilay voa bala tamin' ny feny, fa afaka ho borizano aho raha tonga. [2.415 #448]
Raikitra tery izao, hoy ilay voan' ny bala teo amin' ny feny, fa afaka ho borizano raha tonga. [2.558 #3689]
Dikanteny frantsay "Çà y est" , s' écrie le soldat atteint d' une balle à la cuisse, "je serai exempté du service une fois arrivé" . [2.165]
C' est fait, dit le soldat qui vient de recevoir une balle à la cuisse, à mon arrivée je serai exempté du service militaire. [2.415 #448]
Fanazavana frantsayBienheureuse balle qui, tout en lui laissant la vie, le fera dispenser du service forcé et non rétribué! [2.165]
Bonheur d' échapper à la corvée. [2.415 #448]

Ohabolana 2Tsintsina mitondra sompanga: ny taona dia zina, fa ny kibo hasiana no tsy misy. [2.653 #3320]
Tsintsina mitondra sompanga : ny taona dia zina fa tsy omby ny kibo. [2.558 #4450]
Tsintsina mitondra sompanga : tongan' ny aina, fa tsy omby ny vava. [2.558 #4451]
Tsintsina nahazo sompanga: nahazo lehibe, fa tsy omby ny kibo. [2.415 #5880, 2.653 #3321]
Tsintsina nitondra sompanga : ny taona dia zina, fa ny kibo hasiana no tsy misy. [2.415 #2410]
Tsintsina nitondra sompanga : tongan' ny aina, fa tsy omby vava. [2.415 #5880, 2.653]
Tsintsina nitondra sompanga: tongan' ny ainy, fa tsy omby ny vavany. [2.165]
Dikanteny frantsayPetit oiseau qui porte de grosses sauterelles : c' est un temps d' abondance, mais il n' a pas de ventre pour les mettre. [2.415 #2410]
Petit oiseau tsintsina qui a pris une grosse sauterelle sompanga il a pris une grosse proie, mais son ventre ne peut pas la contenir. [2.415 #5880]
Un "tsintsina" (petit oiseau) portant une "sompanga" (grosse sauterelle): il a été assez fort pour l' apporter, mais elle est trop grosse pour son bec. [2.165]
Fanazavana frantsayAvoir des yeux plus gros que le ventre. [2.165]
Les yeux plus gros que le ventre. [2.415 #5880]

Fizahan-teny