Fizahan-teny

Ohabolana : totoina

Ohabolana 1Miangolangola manan-drojo: zara raha misy ho-totoina. [2.165 #596, 2.415 #4692, 2.558 #2255, 2.653 #1722]
Dikanteny frantsayFaire des façons quand on a du riz à gros grains : c' est à peine si on en donne à piler. [2.415]
Faire le dégoûté quand on a du bon riz! Et si vous n' en aviez pas du tout! [2.165]
Fanazavana frantsaySe disait des gourmets. [2.415 #4692]

Ohabolana 2Tsy mitaino volan-andevo : omana ny vary totoiny. [1.147 #T166]

Ohabolana 3Vari-vory amin' abatoraka : totoina tsy miray fotsy, ahandroin-tsy miray masaka. [2.558]

Fizahan-teny