Fizahan-teny

Ohabolana : tra-maraina

Ohabolana 1Mihotsaka ho azy ohatra ny ranovola tra-maraina. [2.558]

Ohabolana 2Mikoan' ny nahiny ohatra ny ampango tra-maraina. [1.1 #67]
Fanazavana malagasyEnti-milaza ny zavatra rehetra mianjera ho azy rehefa tonga ny fotoany na dia tsy nisy nampianjera aza. [1.1 #694]
Miala ho azy amin' ny nahim-pony fa tsy ilaina esorina akory rehefa tonga ny fotoanany. [1.1 #67]

Fizahan-teny