Fizahan-teny

Ohabolana : tra-pahoriana

Ohabolana 1Akohokely lasam-papango : misidina ambony vao tra-pahoriana. [2.558]
Akohokely lasam-papango: nisidina ambony vao tra-pahoriana. [1.1 #45]
Fanazavana malagasyTafakatra amin' ny toerana ambony vao nahita loza. [1.1 #45]

Fizahan-teny