Fizahan-teny

Ohabolana : trebitrebika

Ohabolana Angabe nihanana : ny trebitrebiky ny rano ka reny fa ny vatabeny tsy hita. [Samson 1965 #A71]

Ohabolana Ny trebitrebiky ny rano ka re fa ny aomby nihanana tsy hita. [Samson 1965 #N14]
Ny trebitrebiky ñy rano ka reñiko, fa ñy aomby nihanañ' alina tsy hitako. [Houlder 1895]
Fanazavana malagasy Ny fikobakobaky ny rano dia reko, fa raha ny omby nita tamin' ny alina, tsy hitako. [Houlder 1895]

Fizahan-teny