Fizahan-teny

Ohabolana : tsetsetra

Ohabolana 1Ilay nihaino kalokalo : tsetsetra no nentina nody. [2.558 #1414]
Ilay nihaino kalo, ka tsetsetra no enti-mody. [2.165]
Dikanteny frantsayCelui qui avait écouté une complainte: c' est avec des pensées tristes qu' il retourne chez lui. [2.165]
Fanazavana frantsayCes pensées tristes viennent de son fait, il n' avait qu' à ne pas écouter! [2.165]

Ohabolana 2Raha anarin-tsy zaka hianao, dia tsetsetra ny an' ny olona fa tsitsitra kosa ho anao. [2.558 #3550]
Raha anarin-tsy zaka hianao, tsetsetra no ho an' ny olona, fa tsitsitra kosa no ho anao. [2.165]
Raha anarin-tsy zaka hianao, tsetsetra no ho an' olona, fa tsitsitra kosa ho anao. [2.415 #6393]
Dikanteny frantsaySi vous n' acceptez pas d' être réprimandé, les gens (qui vous réprimandent) en auront du regret, mais pour vous ce sera la mort. [2.165]
Si vous ne supportez pas les réprimandes, on le regrettera, mais pour vous ce sera la mort. [2.415 #6393]
Fanazavana frantsayJeu de mots sur "tsetsetra" et "tsitsitra" . [2.165]
Proverbe fait d'assonance : tsetsetra et tsitsitra. [2.415 #6393]

Ohabolana 3Sakafo mahabe tsetsetra. [2.653]

Fizahan-teny