Fizahan-teny

Ohabolana : tsiry

Ohabolana 1Nahoana moa hianao no sarotin' alahelo, ka tia tsiri-pasana ? [2.415 #2637, 2.653 #2027]
Nahoana moa no sarotin' alahelo ka no tia tsiri-pasana ? [2.558 #2662]
Raha sarotin-kalahelo, aza tia tsiri-pasana. [2.558 #3652]
Sarotin' alahelo ka no tia tsiry fasana. [1.1]
Sarotin' alahelo ka no tia tsiri-pasana, tsy tia ady ka no misahato olona. [2.558 #3852]
Sarotin' alahelo ka tia tsiri-pasana. [2.165 #1022]
Fanazavana malagasyEnti-milaza olona sarotin-javatra iray, nefa dia fatra-panao io zavatra io indrindra; "tsy tia ady ka no misahato olona", "sarotin-doiloy, ka no mihinampatsa manta". [1.1]
Dikanteny frantsayPuisque vous vous affligez facilement, pourquoi allez-vous voir le tombeau? [2.415 #2637]
Sous l' empire d' un grand chagrin, il aime à aller voir souvent au tombeau. [2.165]
Fanazavana frantsayPourquoi cherchez-vous les occasions de chagrin ? [2.415 #2637]

Ohabolana 2Ondry kely voky tsiry: mitahiry lefona an-kibo. [2.653]
Ondry kely voky tsiry : voky ihany fa mitahiry lefona an-kibo. [2.558 #3460]

Fizahan-teny