Fizahan-teny

Ohabolana : vaingo

Ohabolana Loha vaingo tsy manoa randrana. [Rajemisa 1985]
Fanazavana malagasy Enti-milaza olona miavonavona tsy mety milefitra. [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay Tête diforme qui ne se laisse pas tresser les cheveux. [Abinal 1888]
Fanazavana frantsay Caractère orgueilleux qui ne plie pas. [Abinal 1888]

Fizahan-teny