Fizahan-teny

Ohabolana : valabalaka

Ohabolana Valabalaka hoatry ny andevolahy homan-goaika. [Veyrières 1913 #602]
Valabalaka, ohatra ny andevolahy homan-goaika. [Cousins 1871]
Valabalaka sahala amin' ny ankizilahy homan-goaika. [Rinara 1974]
Dikanteny frantsay Las comme un esclave qui mange du corbeau. [Veyrières 1913 #602]
Fanazavana frantsay Se disait d' une grande fatigue. [Veyrières 1913 #602]

Fizahan-teny