Fizahan-teny

Ohabolana : valaka

Ohabolana 1Ny tanora valaka tsy mahaleo ny lahiantitr' Imamo. [2.558 #3261, 2.165, 2.415]
Dikanteny frantsayLe jeune homme las et épuisé est inférieur au vieillard de l'Imamo. [2.415 #1579]
Un jeune homme las est inférieur à un vieillard de l' Imamo. [2.165]

Ohabolana 2Tsy misy be aina noho ny alika, fa raha manodidina any Itasy, valaka. [2.653 #3509]
Tsy misy be aina noho ny alika, fa raha manodidina an' Itasy, valaka. [2.415 #4035]
Tsy misy be aina ohatra ny alika, fa raha manodidina an' Itasy valaka. [2.558]
Dikanteny frantsayPersonne n' a autant de force que le chien, et pourtant quand il fait le tour du lac Itasy, il est fatigué. [2.415 #4035]
Fanazavana frantsayParoles d'excuses. [2.415 #4035]

Fizahan-teny