Fizahan-teny

Ohabolana : valambato

Ohabolana 1Valambato naradina : may ny ila. [1.147 #V7]

Ohabolana 2Valambato nitsindriam-pe : tompony zanaharin’ ny raha. [1.147 #V8]

Fizahan-teny