Fizahan-teny

Ohabolana : valiny

Ohabolana Mila valiny ny asa rehetra. [Veyrières 1913 #3705]
Dikanteny frantsay Toute peine mérite salaire. [Veyrières 1913 #3705]

Ohabolana Mpijoko voajoko ka sendra ny valiny mifanentana (antonona azy). [Rinara 1974 #2617]

Ohabolana Tsy misy valiny; ohatra ny manao soa vato aman-kazo. [Houlder 1895]
Dikanteny frantsay (Quelque chose) qui ne procure pas de récompense; c' est comme si on avait fait du bien à une pierre ou à un morceau de bois. [Houlder 1895]

Fizahan-teny