Fizahan-teny

Ohabolana : vangavanga

Ohabolana Vangavanga manana endrika, sadasada manantsoratra. [Houlder 1895 #1303, Cousins 1871 #3605, Rajemisa 1985]
Vangavanga manana endrika, sadasada manan-tsoratra, ka mahasadaika. [Rinara 1974 #4849]
Fanazavana malagasy Enti-milaza olona tsy dia marin-toetra loatra (lazaina hoe sada roa volo, nefa manan-tsoratra betsaka lavitra). [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay Être beau et pourtant tacheté, avoir une couleur et être pourtant marqueté. [Houlder 1895]
Fanazavana frantsay Au figuré ce proverbe s' emploie en parlant de quelque chose qui n' est pas parfait, ou de quelqu' un à qui il manque quelque chose. [Houlder 1895]

Fizahan-teny