Fizahan-teny

Ohabolana : vanja

Ohabolana 1Bala asesiky ny vanja ka tsy mianina raha tsy any an-tampony. [1.1]
Fanazavana malagasyEnti-milaza olona mikiry manao zavatra ka tsy mijanona raha tsy tonga amin' izay kendreny. [1.1]
Dikanteny frantsayBalle chassée par la poudre, elle ne s'arrête qu'au bout de sa course. [1.3]
Fanazavana frantsayProcès poussé jusqu'à la dernière limite. [1.3]

Ohabolana 2Isika roa lahy toy ny vato falia sy ny vanja : ka isaky ny mihaona, mitselatra ihany. [2.165 #318, 2.415 #5605]
Vatofalia sy vanja: isak’ izay mihaona mitselaka ihany. [2.653]
Vatofalia sy vanja : isak' izay mihaona mitselatra ihany. [2.558 #4890]
Dikanteny frantsayNous deux, nous sommes comme la pierre à fusil et la poudre chaque fois que nous nous rencontrons, le feu jaillit. [2.415 #5605]
Nous deux sommes comme une pierre à fusil et de la poudre: chaque fois que nous nous rencontrons le feu jaillit. [2.165]

Ohabolana 3Ny vanja tsy mandà afo ary ny afo tsy mandà kitay. [2.558 #3353]
Ny vanja tsy mandà afo; ny afo tsy mandà kitay. [2.165, 2.415]
Dikanteny frantsayLa poudre ne refuse pas le feu, ni le feu, le combustible. [2.165]
La poudre refuse pas le feu, le feu ne refuse pas le combustible. [2.415 #3736]
Fanazavana frantsayA chacun ses occupations. [2.415 #3736]

Ohabolana 4Vanja hamatra : tsy ariako amin-toloho. [1.147 #V20]

Ohabolana 5Vanja may tsy harena. [1.147 #V19, 2.653 #3606]

Ohabolana 6Vanja nafahan-tafondro, ka maty am-pon' ny ngetroka (setroka). [2.165 #2210]
Vanja nafahan-tafondro : maty am-pon' ny ngetroka. [2.415 #742, 2.558 #4851, 2.653 #3607]
Dikanteny frantsayDe la poudre dont on avait chargé un canon: elle est morte au milieu de la noirceur (ou: fumée). [2.165]
Poudre avec laquelle on a chargé le canon : elle meurt dans le coeur d' un grand noir. [2.415]
Fanazavana frantsaySe disait des petits, exploités par les grands. [2.415 #742]

Ohabolana 7Vanja sy afo : raha mihaona mamohehatra. [2.558 #4852]
Vanja sy afo : raha mihaona, mampidi-doza. [2.653 #3608, 2.974 #297]
Vatofalia sy afo : isak' izay mihaona mampidi-doza. [2.415 #465]
Dikanteny frantsayPierre à fusil et poudre : s' il y a rencontre, cela cause des malheurs. [2.415 #465]
Poudre et feu : rencontre dangereuse. [2.974 #297]
Fanazavana frantsaySe disait de deux personnes difficiles, surtout de deux personnes en colère. [2.415 #465]

Fizahan-teny