Fizahan-teny

Ohabolana : vaoka

Ohabolana Raha volavolain-ko ho somotra hianao, aza mamilafila ho vaoka. [Rinara 1974 #3683]
Raha volavolain-ko somotra hianao, aza mamilafila ho vaoka. [Houlder 1895 #575]
Dikanteny frantsay Si vous êtes en passe de devenir une barbe, n' allez pas vous contenter d' être des favoris. [Houlder 1895]
Fanazavana frantsay Il faut avoir de l' ambition, et ne pas se contenter d' un état inférieur quand on pourrait faire mieux. [Houlder 1895]

Fizahan-teny