Fizahan-teny

Ohabolana : varifitoventy

Ohabolana Varifitoventy mahatapaka ny vozon' akoho. [Rajemisa 1985]
Fanazavana malagasy Fitenenana enti-milaza zavatra kely mahatonga zavadehibe ho simba. [Rajemisa 1985]

Ohabolana Varifitoventy namidy ringitra : ny an' ny tena ihany ka mampizihitra. [Veyrières 1913]
Variteloventy namidy ringitra : ny any ny tena ihany ka mampizihitra. [Cousins 1871]
Variteloventy namidy ringitra : ny an' ny tena ihany ka mampizihitra. [Veyrières 1913]
Dikanteny frantsay Avec un sou, on a acheté une mauvaise patate : c' est avec son propre qu'on se gonfle le ventre. [Veyrières 1913 #4414]
Fanazavana frantsay Quand on achète, il faut acheter quelque chose de bon. L' amour effréné de l' argent entraîne l' usure. On prêtait à la semaine, à des taux exorbitants : le taux s' est parfois élevé à plus de 200 % pour une année ; il était ordinairement de 100 % ; c' était la ruine inévitable pour l' emprunteur. L' insolvabilité était une cause d' esclavage. [Veyrières 1913 #4414]

Ohabolana Varifitoventy zato no tonga ariary. [Rajemisa 1985]
Fanazavana malagasy Mitovy hevitra: erikerika mahatondra-drano. [Rajemisa 1985]
Ny zavatra kely sy madinika aza, rehefa mitambatambatra ela, mety hisy vokany lehibe. [Rajemisa 1985]

Fizahan-teny