Fizahan-teny

Ohabolana : vasoka

Ohabolana Botry homan-kerotra, vasoka homan-kitoza. [Cousins 1871 #827]
Botry homan-kerotra, vasoka homan-kitoza ka ao raha. [Rinara 1974 #964]

Ohabolana Matavy vasoka, hoatry ny samoimboatavo. [Veyrières 1913 #2209]
Matavy vasoka ohatra ny samoim-boatavo. [Cousins 1871, Rinara 1974]
Dikanteny frantsay Mauvaise graisse, sans éclat, comme le sphinx grisâtre qui suce les fleurs des citrouilles. [Veyrières 1913 #2209]
Fanazavana frantsay Se disait des mauvais riches et des richesses mal acquises. [Veyrières 1913 #2209]

Fizahan-teny