Fizahan-teny

Ohabolana : vatambe

Ohabolana Akanga mandry anambo : ny vatam-be anambo fa ny menimeny ambony tany. [Samson 1965 #A17]

Ohabolana Remby tsy azo an’ ala, vatam-be tsy nahazo an-tanàna. [Samson 1965 #R45]

Fizahan-teny