Fizahan-teny

Ohabolana : vatofalia

Ohabolana Isika roa lahy toy ny vato falia sy ny vanja : ka isaky ny mihaona, mitselatra ihany. [Houlder 1895 #318, Veyrières 1913 #5605]
Vatofalia sy vanja: isak’ izay mihaona mitselaka ihany. [Cousins 1871]
Vatofalia sy vanja : isak' izay mihaona mitselatra ihany. [Rinara 1974 #4890]
Dikanteny frantsay Nous deux, nous sommes comme la pierre à fusil et la poudre chaque fois que nous nous rencontrons, le feu jaillit. [Veyrières 1913 #5605]
Nous deux sommes comme une pierre à fusil et de la poudre: chaque fois que nous nous rencontrons le feu jaillit. [Houlder 1895]

Ohabolana Vanja sy afo : raha mihaona mamohehatra. [Rinara 1974 #4852]
Vanja sy afo : raha mihaona, mampidi-doza. [Cousins 1871 #3608, Nicol 1935 #297]
Vatofalia sy afo : isak' izay mihaona mampidi-doza. [Veyrières 1913 #465]
Dikanteny frantsay Pierre à fusil et poudre : s' il y a rencontre, cela cause des malheurs. [Veyrières 1913 #465]
Poudre et feu : rencontre dangereuse. [Nicol 1935 #297]
Fanazavana frantsay Se disait de deux personnes difficiles, surtout de deux personnes en colère. [Veyrières 1913 #465]

Fizahan-teny