Fizahan-teny

Ohabolana : vatolampy

Ohabolana 1Mitolona am-batolampy : izay ratsy fihazona no vaky loha. [2.415 #3493, 2.653 #1871]
Mitolona am-batolampy, ka izay ratsy fihazona no vaky loha. [2.165 #327]
Mitolona am-batolampy, ka izay ratsy fihazona vaky loha. [2.558 #2458]
Tolona am-batolampy, ka izay ratsy fihazona vaky loha. [2.558 #4165]
Dikanteny frantsayLutte à mains plates sur un rocher en pente : celui qui serre mal aura la tête fracassée. [2.415 #3493]
Quand deux se battent sur un rocher, celui qui ne tient pas bien a la tête cassée. [2.165]
Fanazavana frantsayIl arrive malheur aux faibles qui veulent lutter. [2.415 #3493]

Ohabolana 2Vatolampy aman-tany. [2.415 #267]
Dikanteny frantsayLe souverain est une pierre bien affermie dans la terre. [2.415 #267]
Fanazavana frantsayLe souverain est fort. [2.415 #267]

Ohabolana 3Vatolampy nanasan-dandy : ny lavenona lasan' ny rano ary ny landy lasan' ny tompony, fa ny vato no sisa tratra eo. [2.558 #4891]
Vatolampy nanasan-dandy: ny lavenona lasan’ ny rano, ary ny landy nentin’ ny tompony, fa ny vato mbola tratra ao. [2.653 #3641]

Fizahan-teny