Fizahan-teny

Ohabolana : vatomizana

Ohabolana Nahoana aho no teren-doza roa hoatry ny venty latsaka erany? ny vato mizana hanindry, ny akotry hanindry. [Veyrières 1913 #2636]
Nahoana aho no teren-doza roa ohatra ny venty latsaka erany : ny vato-mizana hanindry, ny akotry hanindry ? [Cousins 1871]
Nahoana re no teren-doza roa ohatra ny venty latsaka erany : ny vato mizana hanindry, ny akotry hanindry? [Rinara 1974]
Dikanteny frantsay Pourquoi suis-je accablé par deux malheurs, comme une pièce de quatre-vingts centimes moins la soixante-douzième partie de la piastre? j' ai à porter le poids de la balance et celui des grains de riz. [Veyrières 1913 #2636]
Fanazavana frantsay Se disait d' un double malheur. [Veyrières 1913 #2636]

Fizahan-teny