Fizahan-teny

Ohabolana : vavabasy

Ohabolana Toy ny vava-basy ka izay idirany no ivoahany. [Houlder 1895 #2263]
Toy ny vava basy : ka ny idirany no ivoahany. [Rinara 1974 #4375]
Toy ny vava basy : ny idirany no ivoahany. [Veyrières 1913 #461, Cousins 1871]
Vava basy ka ny idirany ihany no ivoahany. [Rinara 1974 #4899]
Dikanteny frantsay C' est comme la gueule du fusil : par où entre la charge, par là elle sort. [Veyrières 1913 #461]
Comme la bouche d' un (vieux) fusil: elle sert d' entrée et aussi de sortie (pour la balle). [Houlder 1895]
Fanazavana frantsay Formule proverbiale pour rendre compte de ce qui s' est passé chez soi. [Veyrières 1913 #461]

Fizahan-teny