Fizahan-teny

Ohabolana : vavolombelona

Ohabolana Vavolombelon' ny maty ny maimbo. [Veyrières 1913 #2935, Rinara 1974 #4907, Cousins 1871 #3652]
Dikanteny frantsay La puanteur rend témoignage de la mort. [Veyrières 1913 #2935]

Ohabolana Vavolombelon’ ny mpiasa ny bainga. [Nicol 1935 #400]
Dikanteny frantsay A la motte de terre on connaît l’ouvrier. [Nicol 1935 #400]

Fizahan-teny