Fizahan-teny

Ohabolana : vehana

Ohabolana Tandrok' osy ka tsy ampy vehana akory dia miolaka. [Rinara 1974 #4038]
Toy ny tandrok' ondrilahy : tsy ampy vehana akory dia miolaka. [Rinara 1974 #4331]
Toy ny tandrok' ondrilahy : tsy mbola lasa irain-jehy akory, dia miolana. [Veyrières 1913 #5344, Cousins 1871 #3233]
Dikanteny frantsay C' est comme les cornes des béliers : avant d' atteindre un empan de longueur, elles se tordent. [Veyrières 1913 #5344]
Fanazavana frantsay Se dit des gens qui ne tardent pas à se dédire et à retirer leur parole. [Veyrières 1913 #5344]

Fizahan-teny