Fizahan-teny

Ohabolana : velomina

Ohabolana Atao mpisorona afo, dia tsy mandà ; atao mpaka kitay, dia tsy mandà ; atao mpitoto vary, dia mitoto ; ary hovonoina, dia maty rahateo ; hovelomina, dia izy mpanjaka no mifidy. [Veyrières 1913]
Dikanteny frantsay Si on me condamne à entretenir le feu, je ne refuse pas ; si je dois aller chercher de la paille à brûler, j' obéirai ; si on me fait piler le riz, je le ferai ; si on veut me tuer, je suis déjà mort ; si on veut me conserver la vie, le roi est le maître. [Veyrières 1913 #190]
Fanazavana frantsay Paroles de soumission du roi détrôné à son frère Andriamasinavalona. [Veyrières 1913 #190]

Fizahan-teny