Fizahan-teny

Ohabolana : verin-trosa

Ohabolana Mody amy ny laoniny, ohatra ny andevolahy verin-trosa. [Cousins 1871]
Mody amin' ny laoniny hoatry ny andevolahy verin-trosa. [Veyrières 1913]
Mody amin' ny laoniny ohatra ny ankizilahy verin-trosa. [Rinara 1974]
Dikanteny frantsay Qui est dans l' ordre et selon la justice comme un homme devenu esclave pour dettes. [Veyrières 1913 #577]
Fanazavana frantsay On pouvait perdre sa liberté quand on ne payait pas ses dettes ; ce proverbe se disait toutes les fois qu' une affaire était remise en ordre. [Veyrières 1913 #577]

Fizahan-teny