Fizahan-teny

Ohabolana : vezovezoina

Ohabolana Rafotsibe vaky siny: "Zarako aza fa tsy mafy, ka izaho indray no vezovezoina". [Cousins 1871 #2627]
Rafotsibe vaky siny : " zarako aza fa tsy maty, ka izaho indray no vezovezoina " . [Veyrières 1913 #1923]
Rafotsibe vaky siny : zarako aza tsy maty ka izaho indray no vezovezoina. [Rinara 1974 #228]
Dikanteny frantsay Vieille qui a cassé sa cruche : heureusement que je ne suis pas morte, dit-elle, et encore on me gronde. [Veyrières 1913 #1923]
Fanazavana frantsay Les petits ont toujours tort. [Veyrières 1913 #1923]

Fizahan-teny