Fizahan-teny

Ohabolana : viavy

Ohabolana Malaka viavy bevohoka : malaka aretina tsy an-tena. [Samson 1965 #M10]

Ohabolana Mazàna avy karaha viavy ratsy. [Samson 1965 #M102]

Ohabolana Viavy fandambanana : fohaza fa hihinana. [Samson 1965 #V51]

Ohabolana Viavy hadirano : miakatra tsy amin’ entana. [Samson 1965 #V49]

Ohabolana Viavy ranjaly, sakafon' a mpilanja. [Samson 1965 #V48]

Ohabolana Viavy razan’ antsy : fandriandrian-dava. [Samson 1965 #V52]

Ohabolana Viavy voan’ angivy : fangalàna ny zanahy. [Samson 1965 #V50]

Fizahan-teny