Fizahan-teny

Ohabolana : viavy

Ohabolana 1Malaka viavy bevohoka : malaka aretina tsy an-tena. [1.147 #M10]

Ohabolana 2Mazàna avy karaha viavy ratsy. [1.147 #M102]

Ohabolana 3Viavy fandambanana : fohaza fa hihinana. [1.147 #V51]

Ohabolana 4Viavy hadirano : miakatra tsy amin’ entana. [1.147 #V49]

Ohabolana 5Viavy ranjaly, sakafon' a mpilanja. [1.147 #V48]

Ohabolana 6Viavy razan’ antsy : fandriandrian-dava. [1.147 #V52]

Ohabolana 7Viavy voan’ angivy : fangalàna ny zanany. [1.147 #V50]

Fizahan-teny