Fizahan-teny

Ohabolana : vidina

Ohabolana Ny fihavanana tsy azo vidina. [Houlder 1895 #160]
Ny fihavanana tsy azo vidina : angatahina, mora foana. [Cousins 1871 #2228]
Ny fihavanana : vidiana sarotra, angatahina mora. [Rinara 1974 #2987]
Dikanteny frantsay L' amitié ne s' achète pas. [Houlder 1895]

Fizahan-teny